ANGON-KEVITRA MOMBA NY FANDRAISANA ANJARAN’NY VEHIVAVY ARA-POLITIKA SY AMIN’NY FIAINAM-PIRENENA - EISA

Faritra : BOENY
Kaominina : MAHAJANGA
Fokontany : MAHAJANGA VILLE

Tamin'ny taona 2021, 7% monja, ireo vehivavy voafidy ho mpanolon-tsaina handrafitra ny filan-kevitry ny kaominina, raha 5% monja ny voafidy ho ben'ny tanàna. Taratra araka izany fa mbola vitsy ireo vehivavy amin’ny sehatra fanapahan-kevitra. Hita fa mbola tena ambany ny tahan’ny fandraisan’ny vehivavy anjara amin’ny fiainam-pirenena eto Madagasikara. Noho izany ilaina maika ny fanamafisana ny fandraisan'anjaran'ny vehivavy, tsy ny hiantohana ny miralenta ihany, fa ny fironana amin’ny fitantanana mampiaty bebe kokoa  .

Ao anatin’ny fanatontosana ny tetikasa Mahasaky Women & Youth, ny EISA, dia manao izao fakan-kevitra izao hahafantarana ny fandraisana anjara ara-politikan’ny vehivavy, ireo filàny sy ireo mety ho soso-kevitra hanatsarana izany.

Misaotra anao mahafoy fotoana mameno ity taratasy ity hatramin’ny 14 oktobra 2024.


Araho ary ny rohy eto ambany ahafahanao maneho ny hevitrao

https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSdTBLjacZ-YPXJHV6YnnGcsIuTCU5mAg3MWxvsWLbG4cdMV8g/viewform?fbclid=IwY2xjawFyU29leHRuA2FlbQIxMAABHQot4MX3eYiTRIWIHAVR097iu7Olv136NZtZK-sqD3bP8iQqt1z26JsYMw_aem_rsAdHx4z7bR5aAtO0jqUvQ

Zaraina amin'ny :

Mankatoa 😀

Mankasitraka amin'ny fakan-kevitra

Manohitra ☹️